Home 🎬 Bollywood 🎵 Pakistani 🎤 English Pop

Interlude Peaceful Gvng

👤 Nanté98, Spvce Chen 🎼 LIOR ⏱️ 2:10
🎵 1398 characters
⏱️ 2:10 duration
🆔 ID: 15632829

📜 Lyrics

Zah tsy miala anaty gang zany
Zah tsy miala anaty, zah tsy miala anaty
(Zah tsy miala anaty gang zany)
Rava tsisy tsony ny anazy
Mitsikitsiky foana na marary
Efa impiry elah niteny anazy
Tsisy miala anaty gang zahay mamay
Mipiripirina ny tany
Zahay tsy kobonao mitsiky rehefa tsy any anaty sary
Tsy very tsony anaty sad
Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
Zah tsy miala anaty gang zany
Matoa elah tsy mitazona azy dead
Navelany any lah fa tsisy tanjona de
Ny fiainany no toizany
Tsara ny azy ny hoaviny any tsisy mba mitazona
Tsisy ny atahorana Andriamanitra mitantanana
Fa raiso aloha ny tanako
Alako any lavitra sady any ve no tsy zakany
Zah tsy miala anaty
Zah tsy miala amin'ny gang zany
Tsisy anareo mitaraina
Tsisy anah eo mitsiky foana isa-maraina
Zah tsy miala amin'ny gang zany
Tsisy anareo mitaraina
Tsisy anah eo mitsiky foana isa-maraina
Zah tsy miala anaty gang zany
Zah tsy miala anaty, zah tsy miala anaty
Rava tsisy tsony ny anazy
Mitsikitsiky foana na marary
Efa impiry elah niteny anazy
Tsisy miala anaty gang zahay mamay
Matoa elah tsy mitazona azy dead
Navelany any lah fa tsisy tanjona de
Ny fiainany no toizany
Tsara ny azy ny hoaviny any tsisy mba mitazona
Tsisy ny atahorana Andriamanitra mitantanana
Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh

⏱️ Synced Lyrics

[00:10.08] Zah tsy miala anaty gang zany
[00:12.76] Zah tsy miala anaty, zah tsy miala anaty
[00:15.87] (Zah tsy miala anaty gang zany)
[00:18.10] Rava tsisy tsony ny anazy
[00:20.28] Mitsikitsiky foana na marary
[00:22.63] Efa impiry elah niteny anazy
[00:24.20] Tsisy miala anaty gang zahay mamay
[00:27.27] Mipiripirina ny tany
[00:28.35] Zahay tsy kobonao mitsiky rehefa tsy any anaty sary
[00:32.03] Tsy very tsony anaty sad
[00:34.90] Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
[00:39.65] Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
[00:44.01] Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
[00:48.38] Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
[00:53.01] Zah tsy miala anaty gang zany
[00:54.66] Matoa elah tsy mitazona azy dead
[00:56.68] Navelany any lah fa tsisy tanjona de
[00:58.40] Ny fiainany no toizany
[00:59.77] Tsara ny azy ny hoaviny any tsisy mba mitazona
[01:02.00] Tsisy ny atahorana Andriamanitra mitantanana
[01:05.53] Fa raiso aloha ny tanako
[01:06.81] Alako any lavitra sady any ve no tsy zakany
[01:09.52] Zah tsy miala anaty
[01:10.79] Zah tsy miala amin'ny gang zany
[01:12.40] Tsisy anareo mitaraina
[01:14.86] Tsisy anah eo mitsiky foana isa-maraina
[01:19.46] Zah tsy miala amin'ny gang zany
[01:21.45] Tsisy anareo mitaraina
[01:23.95] Tsisy anah eo mitsiky foana isa-maraina
[01:31.18] Zah tsy miala anaty gang zany
[01:33.53] Zah tsy miala anaty, zah tsy miala anaty
[01:39.33] Rava tsisy tsony ny anazy
[01:40.93] Mitsikitsiky foana na marary
[01:43.18] Efa impiry elah niteny anazy
[01:44.93] Tsisy miala anaty gang zahay mamay
[01:48.20] Matoa elah tsy mitazona azy dead
[01:50.32] Navelany any lah fa tsisy tanjona de
[01:52.73] Ny fiainany no toizany
[01:53.68] Tsara ny azy ny hoaviny any tsisy mba mitazona
[01:57.17] Tsisy ny atahorana Andriamanitra mitantanana
[02:00.25] Zah tsy miala anaty gang zany zay mafy eh
[02:04.49]

⭐ Rate These Lyrics

Average: 0.0/5 • 0 ratings